|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Lapan' ny tananan' Antananarivo |
| Singan-teny | 2 lapa, 3 tanana, 4 arivo |
| Sokajin-teny | 5 anarana (lohatenin-tononkalo) [Fitanisana] |
| Mpanoratra |
6 Andriamanantena Georges (Rado) |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 LAPAN’ NY TANANAN’ ANTANANARIVO
8 Enin’ambitelopolo taona raha ny marina ka mba tsahivo 9 Tam’izay no kila sy may ‘lay Lapan’Antananarivo 10 Ory ny fon’ny Vahoaka nahita an’ireo donan-tsetroka 11 Any anatiny mangorohoro, te hitraotra ary koa semposempotra 12 Vetsovetson’ny fo tam’izay no sisa reko tey : 13 « Rahoviana vao mba hisy indray izay Lapa ho solon’ity ? ». 14 Kinanjo fe ankehitriny, tsy nisy izay nanelingelina 15 Nijoro ‘lay ANDRIN’Iarivo, nitsangana ilay RAJOELINA 16 Nampian’ireo mpanolotsaina, nitafy ny Fanantenana 17 Hanorina ilay vaovao, ho Lapan’izato Tanàna. 18 Dia Lapan-Tanàna mijoro, voakajy sy manara-penitra 19 Manaraka ny toetr’andro no tsara tarehy sady mendrika 20 Ny asa rehetra avy ao dia ho fanasoavam-Bahoaka 21 Hitana ny marina hatrany, ho lavitr’izay « Ampamoaka » 22 Dia ho Lapan-Tanàna anehoana ny marina miharihary 23 Ka ny fomba fiasa imasoana dia « Asa fa tsy mba Kabary ». 24 Ny toerana hasiana aza indray no aoka asiam-pitenenana 25 Ka tena Kianja mitandro an’ilay Fandriampahalemana 26 Tsy Kianjan’ny Ramatahora na fidinana an-dalambe 27 Fa Kianjan’ny Fifankatiavana, ary izany no atao rehareha 28 Dia Kianjan’ny Firaisankina : ekena tsy misy fandavana 29 Satria Malagasy miray tsy misy mifanavangavana. 30 Ka raha Teloambinifolon’ny Mey no lavenona ilay teo aloha 31 Dia Teloambinifolon’ny Mey no hajoro ialy Faharoa 32 Ka ny Dinian’ny mpifankatia no Dina ifanaovana anio 33 Tsy ho fihatsarambelatsihy fa tena amin’ny fo madio 34 Ny tanjona hany hotratrarina no sady hiaraha-mitazana 35 Dia ny hasin’Antananarivo Renivohitr’ity Tanindrazana 36 Andriamanitra Ray ao ambony anie hitahy an’ity fikasana 37 Hamita ary koa hampijoro ny Lapan’izato Tanàna ! 38 [Rado, 10 Mey 2008] 39 HOTEL DE VILLE D' ANTANANARIVO (Traduction libre sans rime) 40 36 années déjà, il est bon de s’en souvenir 41 C’est à cette époque qu’un incendie ravagea l’Hôtel de ville 42 Les colonnes de fumée attristèrent le cœur du peuple 43 Envahi d’une rage contenue, au bord de l’asphyxie 44 Se demandant, dès lors, dans de profonds soupirs : 45 « Quand donc cette bâtisse renaîtra-t-elle de ses cendres ? ». 46 Et soudain, à présent, alors que nul ne s’y attendait 47 Le PILIER d’Antananarivo se dresse, le nommé RAJOELINA monte au créneau 48 Epaulé de ses conseillers, tous revêtus de l’Espoir 49 Dans le but de reconstruire un nouvel Hôtel de ville. 50 Un hôtel de ville nouveau, aménagé pour répondre aux normes 51 Correspondant aux technologies de ce troisième Millénaire 52 Destinées à améliorer le vécu au quotidien du peuple 53 Ayant pour fer de lance la Vérité, loin de toute démagogie 54 Un hôtel de ville, comparable à la Vérité sortant du puits 55 Avec pour unique leitmotiv : acta non verba 56 Parlons à présent du lieu de cette reconstruction : 57 C’est un endroit privilégiant la Paix avec un grand « P » 58 Pas une place de la répression ni celle des descentes dans la rue 59 Mais une Place de l’Amour, pilier de notre fierté 60 Une Place de l’Unité, de l’Union sans commentaire aucun 61 Parce que les Malagasy ne font qu’un sans nulle distinction. 62 Si un 13 Mai, l’ancien hôtel de ville a disparu dans des flammes 63 Ce sera un 13 mai que le second renaîtra de ses cendres (Nota : cette pose avait été reportée pour le 17) 64 Aujourd’hui, c’est un serment de l’Amour que nous faisons ici 65 Exempt d’hypocrisie mais venant du plus profond du cœur 66 L’objectif que nous ne perdrons jamais de vue, et que nous atteindrons 67 C’est de redorer le blason d’Antananarivo, Capitale de notre Mère Patrie 68 Que Dieu le Père qui est aux Cieux bénisse ce projet 69 Et que ce nouvel Hôtel de ville puisse réellement être érigé ! 70 [Jeannot Ramambazafy, 18 mai 2008] 71 La Gazette de la Grande Ile, 1 décembre 2008 [4.11] |
| Voambolana | 72 Haisoratra: tononkalo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/20 |
|